Teny iditra mandrivotra (rivotra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny andro misy rivotra mitsoka: Nandrivotra ny andro aninaraina
¶ Mihazakazaka mafy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be windy [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   venter [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mandrivotra
nandrivotra
handrivotra
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14