Teny iditra mandrizatra (rizatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao teny feno hatezerana amin' olona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrizatra
Ny lasa : nandrizatra
Ny hoavy : handrizatra
Filaza mandidy : mandrizata

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05