Teny iditra mandroaka (roaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miambim-biby ka manaraka avy ato aoriana: Mandroaka omby
¶ Manosika handeha hihataka, hivoaka: Mandroaka akoho
¶ Manery hiala, manesotra: Mandroaka mpiasa
¶ Manao sesi-tany: Nandroaka ilay nihinam-bolam-bahoaka ny fanjakana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to drive away, to expel
¶ to drive a herd [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay expulser, chasser
¶ pousser un troupeau devant soi [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandroaka
nandroaka
handroaka
mandroaha
Teny nalaina 

2013/03/31