Teny iditra mandroba (roba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maka an-keriny; manosy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to rob, to pillage [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay piller, prendre par la violence [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandroba
nandroba
handroba
mandrobà
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mandroba
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mandrava [Rakotosaona 1972]
  [Bara] mandrava, manimba [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mandrobà (roba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandroba [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/31