Teny iditra mandrobaka (robaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka, maninteraka, manatrobaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrobaka
nandrobaka
handrobaka
mandrobaha

Teny iditra mandrobaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mandravina, manala ravina [Rakotosaona 1972]

2010/05/14