Teny iditra mandroboka (roboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasòka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho
Mitovy hevitra: manasaika ~ manasoka ~ manatsoboka ~ mandentika ~ manitrika ~ manoboka ~ mitaona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to plunge something into water, etc [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay plonger dans [Abinal 1888]
 plonger dans l'eau, flotter [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandroboka
nandroboka
handroboka
mandroboha

Teny iditra mandroboka (roboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mampirisika [Rakotosaona 1972]
 Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: Ianao ve, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany? [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay cajoler, séduire [Abinal 1888]
 séduire [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandroboka
nandroboka
handroboka
mandroboha

2013/03/31