Teny iditra mandrobona (robona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Midoroboka fatratra, milobolobo: Haro manorobona no hitako voalohany teo an-tokotany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui pousse en donnant de belles touffes [1.196]
Ohatra 
1Mandrobona aho, mandonaka ny tany aniriako. [2.117]
2Milenodenoka sy mandrobona vetivety foana ireo nafafy sy natsatoka; [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrobona
Ny lasa : nandrobona
Ny hoavy : handrobona
Tovy hevitra manorobona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20