Teny iditra mandrodana (rodana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manjera, mandrava: Iza no nandrodana itý tamboho itý?
¶ Mividy izaitratra: Nandrodana hena izy ireo hanomanany ny famadihana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to knock down (a wall, a house. etc.) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay démolir et jeter à terre un mur, etc [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandrodana
nandrodana
handrodana
mandrodàna

Teny iditra mandrodàna (rodana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrodana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/31