Teny iditra mandrodona (rodona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandroaka omby aman' ondry miaraka be
¶ Manentana (hira) miaraka
¶ Mandany vola be indray mandeha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrodona
nandrodona
handrodona
mandrona

Teny iditra mandrodòna (rodona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrodona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/31