Teny iditra mandrodorodo (rodorodo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao zavatra haingana; mandodona, mampanao zavatra haingana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrodorodo
nandrodorodo
handrodorodo
mandrodorodoa

2010/05/14