Teny iditra mandrohy (rohy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamatotra mafy: Mandrohy lakana
¶ Misambotra (omby) amin' ny fanipazana ta [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to tie up tightly, to hog tie [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   attacher fortement [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mandrohy
nandrohy
handrohy
mandrohiza
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/27