Teny iditra mandrombaka (rombaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maka haingana sy an-kery: Tonga izy dia nandrombaka ny hena teny an-tanako
¶ Manapaka tenin' olona, mitsaraingona, mitsatsaingoka: Aza mandrombaka ny tenin' ny sasany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to snatch away [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay prendre par la force, saisir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandrombaka
nandrombaka
handrombaka
mandrombaha

2012/05/27