Teny iditra mandrombina (rombina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manabanga na manasilaka kely eo amin' ny sisiny, amin' ny molony: Nisy nandrombina tamin' ny ontsipika itỳ latabatra itỳ [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrombina
Ny lasa : nandrombina
Ny hoavy : handrombina
Filaza mandidy : mandrom¬na

Teny iditra mandrombìna (rombina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrombina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20