Teny iditra mandromborombo (romborombo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamela romborombo hitarozadrozaka amin' ny lamba [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandromborombo
nandromborombo
handromborombo
mandromboromboa

2013/03/31