Teny iditra mandrombotra (rombotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misintona ka mandrovitra na mandrombina: Itỳ fantsika itỳ no nandrombotra ny lambanao. / Avy ilay alika dia nandrombotra ny akanjony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrombotra
Ny lasa : nandrombotra
Ny hoavy : handrombotra
Filaza mandidy : mandrombota

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05