Teny iditra mandrongo (rongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy vakana na kofehy amin' ny sisindamba, na eo amin' ny lohany roa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrongo
nandrongo
handrongo
mandrongoa

2010/05/14