Teny iditra mandronjana (ronjana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamizana, mampitolefika (enti-milaza zava-manasatra entina) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandronjana
Ny lasa : nandronjana
Ny hoavy : handronjana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05