Teny iditra mandronjina (ronjina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manosika: Saika handronjina an' Imboasalama tany an-kady Andrianjafy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to jostle, to push out of the way [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bousculer, pousser de côté [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandronjina
nandronjina
handronjina
mandronjena

2012/05/27