Teny iditra mandrontsona (rontsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikapoka (karavasy, tahamaina); mitendry, mikitika (valiha) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrontsona
nandrontsona
handrontsona
mandrontsòna

Teny iditra mandrontsòna (rontsona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrontsona [fitanisana]

2010/05/14