Teny iditra |
mandrora
(rora)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manipy rora Manebaka, manao tsinontsinona, manazimba, mamotsifotsy. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To spit, to spit something out [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cracher [1.8]
|
| Cracher Mépriser [1.5]
|
Ohatra | Paraky no tsy afaka am-bavany ary mandrora izany eny ambody hazo iankinany no mahavantana azy.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandrora |
Ny lasa : |
nandrora |
Ny hoavy : |
handrora |
Filaza mandidy : |
mandrorà |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mandrorà
(rora)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrora
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|