Teny iditra mandroraka (roraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiketraka, mampigedragedra, mampitambotsotra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandroraka
nandroraka
handroraka
mandroraha

2010/05/14