Teny iditra mandrora tsy maimbo
Singan-teny mandrora ; tsy ; maimbo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo olona manoso-dratsy ny hafa amin' ny haratsiana tsy nataony akory, manendrikendrika ho nahavita zavatra maharikoriko [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08