Teny iditra mandrorona (rorona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ mandroroña ] [Tanala] midina, manaraka fidinana, mitsiroroka [Rakotosaona 1972]
 Mietry laharana; mitambotsotra: Olona manam-pahaizana toy ireny ka nandrorona mampalahelo
¶ (lehilahy) Misakaiza amin' ny vehivavy ambany firazanana noho izy
¶ Mihena (hery, saina): Efa mandrorona ny sain' io antidahy io
¶ Mihilana, mirona miankandrefana fa efa ho hariva: Efa mandrorona ny masoandro [Rajemisa 1985]
 miletsy laharana
¶ manalefaka ny halaky [SLP 1986]
Famaritana frantsay déroger, régresser, déchoir
¶ rétrograder [SLP 1986]
Endriteny 
mandrorona
nandrorona
handrorona
mandrona

Teny iditra mandroròna (rorona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrorona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/31