Teny iditra mandrosarosa (rosarosa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrandram-bolo atao mikirazorazo manodidina ny loha [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Endriteny 
mandrosarosa
nandrosarosa
handrosarosa
mandrosarosà

Teny iditra mandrosarosà (rosarosa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrosarosa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/31