Teny iditra mandrota (rota)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mandrovitra, mahatonga ho rota: Tsy hay ñy rivotra fa mandrota raha (tsy zaka ny rivotra fa mandrovo-javatra) [1.78]
  [Tanosy] Mandrovitra [1.78]
 Mandrovitra, manimba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrota
Ny lasa : nandrota
Ny hoavy : handrota

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20