Teny iditra mandrotsy (rotsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hampibontsimbontsina, hamparokoroko (hoditra) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrotsy
nandrotsy
handrotsy
mandrotsia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31