Teny iditra mandrovitra (rovitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa
¶ Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to tear, to rend (fabrics, paper, etc.) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay déchirer du tissu, du papier, etc. [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandrovitra
nandrovitra
handrovitra
mandrovita
Ohatra Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 15]
Teny nalaina 

2012/05/29