Teny iditra | mandrovo | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tsimihety] Omby mainty misy pentimpentina fotsy manerana ny vatany [1.1] | |
Tsanganana sy sary iray takila | Soratr' omby | |
Teny iditra | mandrovo | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] (boeuf) dont les cornes se rapprochent. [1.19] | |
Tsanganana sy sary iray takila | Bikan' ny tandrok' omby | |
Fivaditsoratra | mandrovo, mavondro |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |