Teny iditra mandrozana (rozana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hampitarozaka, hampitaredretra ny adihevitra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrozana
nandrozana
handrozana
mandrozàna

Teny iditra mandrozàna (rozana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrozana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/31