Teny iditra mandrozatra (rozatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrirodrirotra, misintontsintona; mamerimberin-dava, milaza zavatra hamelezana olona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrozatra
nandrozatra
handrozatra
mandrozata

2010/05/14