Teny iditra mandry an-driran' antsy
Singan-teny mandry ; andrirana ; antsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Matory amin' ahiahy sy eritreritra noho ny tahotra sy ny fanahiana loza hitranga na mety hitranga; mandry feno ahiahy, tsy milamin-tsaina fa toa hisy haninona ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be uneasy, to be in danger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avoir des soucis, être inquiet [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24