Teny iditra mandry ivohon' ny vato
Singan-teny mandry ; ivoho ; vato
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsy manan-kahina na kely aza satria toy ny mandry ao andamosin' ny varavaram-bato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be secure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être en sûreté [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20