Teny iditra manebiheby (hebiheby (heby))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manetsiketsika, manofa, manopakopaka mba hampijanona: Nanebiheby ny fiarakodianay tamin' ny tanany izy
¶ Mampikorontana, manelingelina: Manebiheby ny saiko ny fanahiana ny fanadinana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manebiheby
nanebiheby
hanebiheby
manebihebea

2013/03/31