Teny iditra manefa (efa)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [ mañefa ] mamita [Antambahoaka, Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   [ mañefa ] mamita, mamarana [Bara] [Rakotosaona 1972]
   mamita [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
   mandoa vola [Bara] [Rakotosaona 1972]
   [ mañefa ] mamita, manantanteraka, mandoa vola [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   [ mañefa ] mamita, manao hatramin'ny farany: Asa andrañobe ka ny mañefa mongana (asa an-dapa ka izay mampidona ny azy tamin'ny farany dia samy mody) [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   Mamita tanteraka: Nanefa ny fetr' and [...]
¶ Manala trosa: Manefa ny adidiny amin' [...]
¶ Manonitra: Nanefa ny helony izy
¶ Mandoa: Nanefa ny vidim-barinay aho [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to complete, to perform one's duty; to pay [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Finir, terminer, achever, tuer, mettre à mort: Nanefa ny adiko aho (J'ai terminé mon procès) ~ Nanefa ny fetr' androny ny mpanao làlana (Ceux qui faisaient la route ont achevé leurs journées)
¶ Payer, acquitter, restituer, compenser, réparer, expier: Nanefa ny vidim-panompoana aho (J'ai aquitté le prix des prestations) ~ Nanefa ny helony izy (Il a expié sa faute) [Abinal 1888]
   achever; faire son devoir; payer, une dette [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manefa
nanefa
hanefa
mane
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra manefà (efa)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manefa [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/06