Teny iditra manefahefa (hefahefa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manetsiketsika, manofahofa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manefahefa
nanefahefa
hanefahefa
manefahefà

Teny iditra manefahefà (hefahefa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manefahefa [fitanisana]

2010/05/14