Teny iditra manefatra (efatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mizara efatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Diviser, partager en quatre [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manefatra
Ny lasa : nanefatra
Ny hoavy : hanefatra
Filaza mandidy : manefara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20