Teny iditra manefikefika (hefikefika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manozongozona, manetsiketsika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to agitate, to disturb. [Richardson 1885]
Endriteny 
manefikefika
nanefikefika
hanefikefika
manefikefeha

2010/05/14