Teny iditra manefitra (efitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy efitrefitra: Nihevitra ny hanefitra ny tranony izy fa efa lehibe, hono, ny ankizy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to divide off, to partition [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Cloisonner, mettre des séparations, des compartiments [Abinal 1888]
 mettre des cloisons, des séparations [Hallanger 1974]
Endriteny 
manefitra
nanefitra
hanefitra
manefera

2013/10/07