Teny iditra manehoeho (ehoeho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maneno mafy ka re lavitra; mirehondrehona: Nanehoeho teny an-dohasaha ny feon' ny anjely ny alin' ny nahaterahan' ny Mpamonjy
Mahoraka sy re laza amin' ny harena sy ny voninahitra na ny fahaizana: Manehoeho eran-tany ny lazan' io mpitondra fanjakana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To resound [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Résonner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manehoeho
Ny lasa : nanehoeho
Ny hoavy : hanehoeho
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20