Teny iditra maneja (heja)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahatsara bika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maneja
Ny lasa : naneja
Ny hoavy : haneja

Teny iditra mañeja
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Mangeja, mamihina [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20