Teny iditra manejokejo (kejokejo (kejo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitarika olona amin' ny alalan' ny fanambatambazana, fanangolena: Mahay manejokejo aoka izany iny olona iny
¶ Manangoly, manolikoly, manojikojy, manejokejo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manejokejo
nanejokejo
hanejokejo
manejokejoa

2013/03/31