Teny iditra manela (ela)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho tratra aoriana, mitana: Aza manela ny mpandeha amin' ny veloma lava loatra
¶ Manalava: Manela raharaha izany
¶ Mampihemo-dava, manemotra: Maneta ny adinay foana io mpitsara io [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manela
nanela
hanela
manelà

Teny iditra manelà (ela)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manela [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/31