Teny iditra manelaka (elaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manendaka isan' elakelany, manasilaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manelaka
nanelaka
hanelaka
Teny mitovy hevitra manelakelaka ~ manaselaka

2010/05/14