Teny iditra manelanelana (elanelana (elana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitoetra, mijoro eo ampovoany: Trano iray ihany no manelanelana ny tranonay
¶ Mijoro eo afovoan' ny roa tonta ka afaka hitsara ny adiny satria tsy miray amin' itsy na iroa: Nanelanelana azy ireo aho tamin' ny ady nataony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manelanelana
nanelanelana
hanelanelana
manelanena

Teny iditra manelanelàna (elanelana (elana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manelanelana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/31