Teny iditra manelatra (helatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandefa tselatra; mamirapiratra
Mitovy hevitra: mahajambena ~ mahajemby ~ mamirapiratra ~ mamono maso ~ manelatrelatra ~ mangiaka ~ mangirangirana ~ mangoratsaka ~ manjelanjelatra ~ manjelatra ~ manjopelaka ~ manjopiaka ~ mihalontralona ~ mipendrampendrana ~ mitarataratra ~ mitselatra ~ tomaratara ~ tomaratra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to lighten, to flash; fig. angry, hasty in temper. [Richardson 1885]
 to flash, to gleam brightly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay briller, miroiter; faire des éclairs [Hallanger 1974]
Endriteny 
manelatra
nanelatra
hanelatra

Teny iditra mañelatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mamono maso rehefa tarafin'ny masoandro [Rakotosaona 1972]

2012/07/11