Teny iditra manelisely (selisely)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampandalo na mametraka zavatra eo anoloan' olona mba hanelingelenana azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manelisely
nanelisely
hanelisely
manelisele
Teny mitovy hevitra manaselisely ~ maneloselo

2010/05/14