Teny iditra manelo (elo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaloka amin' ny elo (ankehitriny, ny hoe "mampielo" no fampiasa kokoa noho ny "manelo"): Ianao no aoka hanelo azy fa feno zavatra ny tanako [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hinder, to impede [Richardson 1885]
Endriteny 
manelo
nanelo
hanelo
maneloa

Teny iditra mañelo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara, Taisaka] marary [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] marary, manaintaina [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy (manelo) to be ill. [Richardson 1885]
Voambolana 

2010/05/14