Teny iditra manelohelo (helohelo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaloka amin' ny fiserantseranana avy eo ambony loha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to shade by passing to and fro, to interrupt. The words manelo and manelohelo, say some of the natives, are derived from elo. [Richardson 1885]
Endriteny 
manelohelo
nanelohelo
hanelohelo
maneloheloa

2010/05/05