Teny iditra manelontselona (selontselona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampandalo zavatra eo anoloan' olona, manerasera; manetsiketsika zavatra eo ambony afo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manelontselona
nanelontselona
hanelontselona
manelontselòna

Teny iditra manelontselòna (selontselona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manelontselona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/31