Teny iditra maneloselo (seloselo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampandalo na mametraka zavatra eo anoloan' olona mba hanelingelenana azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
maneloselo
naneloselo
haneloselo
maneloseloa
Teny mitovy hevitra manelisely ~ manaselisely

2010/05/05